32 lines
1.4 KiB
Markdown
32 lines
1.4 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin’ny ankapobeny:
|
|||
|
|
|||
|
Io dia manomboka ampahan-tantara vaovao izay hamariparitan’ny mpanoratra ireo tranga mitondra makany amin’ny fahaterahan’i Jesosy.
|
|||
|
|
|||
|
# Ny reniny, Maria, dia natokana hanambady an’i Josefa
|
|||
|
|
|||
|
“Ny reniny, Maria, dia handeha hanambady an’i Josefa.” Raha ny tokony ho izy ny ray aman-dreny no manamboatra ny fanambadiana ho an’ireo zanany. DH: “Ireo ray aman-drenin’i Maria, renin’i Jesosy, dia nanaiky azy hanambady an’i Josefa”
|
|||
|
|
|||
|
# Ny reniny, Maria, dia voatokana
|
|||
|
|
|||
|
“Talohan’ny nivadian’izy ireo.” Mety maneho an’i Maria sy Josefa miara-mandry io.
|
|||
|
|
|||
|
# Talohan’ny niarahan’izy ireo
|
|||
|
|
|||
|
Talohan’ny nivadian’izy ireo.” Mety maneho an’i Maria sy Josefa miara-mandry io.
|
|||
|
|
|||
|
# hita fa nitoe-jaza izy
|
|||
|
|
|||
|
Azo atao amin’ny fehezan-teny tso-drafitra io: “hitan’izy ireo fa hanan’anaka izy” na “ary nitoe-jaza izy” (izahao: Tso-drafitra na Mivadi-drafitra)
|
|||
|
|
|||
|
# avy tamin’ny Fanahy Masina
|
|||
|
|
|||
|
Ny herin’ny Fanahy Masina no nahatonga an’i Maria hanan’anaka alohan’ny nandriany niaraka tamina lehilahy.
|
|||
|
|
|||
|
# I Josefa, vadiny
|
|||
|
|
|||
|
Mbola tsy nanambady an’i Maria i Josefa, saingy rehefa mifanaiky ny hifanambady ny lehilahy sy vehivavy iray, dia noraisin’ireo Jiosy ho toy ny mpivady izy ireo na dia mbola tsy miara-mipetraka aza. DH: “Josefa, izay tokony hanambady an’i Maria” na “Josefa”
|
|||
|
|
|||
|
# hamarana ny fifanekeny taminy
|
|||
|
|
|||
|
"Hanafoana ny fikasan'izy ireo hivady"
|