plt_tn/luk/24/50.md

20 lines
492 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Jesosy nitarika azy ireo
Jesosy nitarika ireo mpianatra ho any ivelan'ny tanàna.
# Nasandrany ny tanany
Ity no fihetsika ataon'ny mpisorona rehefa hitso-drano ny olona,
# Ary
Ity dia mampiditra tranga vaovao ao amin'ny tantara.
# rehefa nitso-drano azy ireo Izy
''rehefa nangataka an'Andriamanitra hanao ny tsara amin'izy ireo Jesosy''
# nakarina
Satria tsy nolazain'i Lioka mazava hoe iza no nampakatra Azy, dia tsy fantatsika raha Andriamanitra izay na anjely iray na maromaro.