# Jesosy nitarika azy ireo Jesosy nitarika ireo mpianatra ho any ivelan'ny tanĂ na. # Nasandrany ny tanany Ity no fihetsika ataon'ny mpisorona rehefa hitso-drano ny olona, # Ary Ity dia mampiditra tranga vaovao ao amin'ny tantara. # rehefa nitso-drano azy ireo Izy ''rehefa nangataka an'Andriamanitra hanao ny tsara amin'izy ireo Jesosy'' # nakarina Satria tsy nolazain'i Lioka mazava hoe iza no nampakatra Azy, dia tsy fantatsika raha Andriamanitra izay na anjely iray na maromaro.