plt_tn/luk/24/44.md

16 lines
404 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tamin'Izaho niaraka taminareo
''Tamin'Izaho niaraka taminareo taloha''
# izay rehetra voasoratra tao amin'ny lalàn'i Mosesy sy ireo mpaminany ary ireo Salamo
DH: ''ireo rehetra izay nosoratan'i Mosesy, ireo mpaminany, ary ireo Salamo momba Ahy''
# ireo mpaminany
''ireo asa-soratr'ireo mpaminany''
# tsy maintsy ho tanteraka
DH: ''Andriamanitra hanatanteraka'' na ''Andriamanitra hampitranga''