# Tamin'Izaho niaraka taminareo ''Tamin'Izaho niaraka taminareo taloha'' # izay rehetra voasoratra tao amin'ny lalàn'i Mosesy sy ireo mpaminany ary ireo Salamo DH: ''ireo rehetra izay nosoratan'i Mosesy, ireo mpaminany, ary ireo Salamo momba Ahy'' # ireo mpaminany ''ireo asa-soratr'ireo mpaminany'' # tsy maintsy ho tanteraka DH: ''Andriamanitra hanatanteraka'' na ''Andriamanitra hampitranga''