plt_tn/luk/17/28.md

16 lines
612 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tahaka izay nitranga tamin'ny andron'i Lota
Ny ''andron'i Lota'' dia maneho ny fotoana talohan'ny nanasazian'Andriamanitra ireo tanànan'i Sodoma sy Gomora. DH: ''ohatra hafa ny nitrangan'izany tamin'ny andron'i Lota'' na ''tahaka ny nataon'ny olona tamin'ny niainan'i Lota''
# nihinana sady nisotrao izy ireo
''ny olon'i Sodoma dia nihinana sy nisotro''
# afo sy solifara no nilatsaka avy tany an-danitra
''afo sy solifara mandoro no nianjera avy eny an-danitra toy ny orana''
# nandringana azy rehetra
Tsy ao anatin'izany Lota sy ny fianakaviany. DH: ''namotika ireo rehetra nijanona tao an-tanàna''