# Tahaka izay nitranga tamin'ny andron'i Lota Ny ''andron'i Lota'' dia maneho ny fotoana talohan'ny nanasazian'Andriamanitra ireo tanànan'i Sodoma sy Gomora. DH: ''ohatra hafa ny nitrangan'izany tamin'ny andron'i Lota'' na ''tahaka ny nataon'ny olona tamin'ny niainan'i Lota'' # nihinana sady nisotrao izy ireo ''ny olon'i Sodoma dia nihinana sy nisotro'' # afo sy solifara no nilatsaka avy tany an-danitra ''afo sy solifara mandoro no nianjera avy eny an-danitra toy ny orana'' # nandringana azy rehetra Tsy ao anatin'izany Lota sy ny fianakaviany. DH: ''namotika ireo rehetra nijanona tao an-tanàna''