plt_tn/luk/17/11.md

28 lines
969 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ity no fizarana manaraky ny tantara. Jesosy manasitrana lehilahy 10 amin'ny habokana. Ireo andininy faha 11 sy 12 dia manome fampahafantarana fototra sy ny fizotry ny tantara.
# Ary
Ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana ny fiantombohan'ny fizarana vaovao ao amin'ny tantara. Raha manana fomba fanaovana izany ny fiteninao, dia ampiasao eto izany.
# raha nandeha ho any Jerosalema Izy
''raha nandeha ho any Jerosalema Jesosy sy ireo mpianatra''
# nisy boka folo lahy nifanena taminy tao
DH: ''nisy lehilahy folo voan'ny habokana nifanena taminy''
# Nitsangana lavitra Azy izy ireo
Ity dia fihetsika feno fanajana, satria ny boka dia tsy nahazo alalana hanatona olona hafa.
# nanandratra avo ny feon'izy ireo
Ity dia midika hoe miteny mafy. DH: ''niantso tamin'ny feo avo''
# mamindrà fo aminay
Nangataka ho sitranina manokana izy ireo. DH: ''miangavy mba hampisehoy famindram-po izahay amin'ny fanasitranana anay''