plt_tn/luk/16/22.md

20 lines
600 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ary
Ity fehezanteny ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana hetsika vaovao ao amin'ny tantara.
# ho eo anilan'i Abrahama
Ity dia milaza fa Abrahama sy Lazarosy dia nipetraka nifanakaiky tamin'ny lanonana iray, amin'ny fomba fisakafoan'i Grika. Ny fifaliana any an-danitra dia raisaina ao amin'ny Soratra Masina foana amin'ny hevitra fety iray.
# nalevina
DH: "nalevin'ny olona izy"
# tao amin'ny fahaverezana, raha nampijaliana
"nankany amin'ny fahaverezana izy, izay nijaly tamin'ny fanaintainana mafy"
# nanandratra ny masony izy
Ity fomba fiteny ity dia midika hoe "nijery ambony izy"