# Ary Ity fehezanteny ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana hetsika vaovao ao amin'ny tantara. # ho eo anilan'i Abrahama Ity dia milaza fa Abrahama sy Lazarosy dia nipetraka nifanakaiky tamin'ny lanonana iray, amin'ny fomba fisakafoan'i Grika. Ny fifaliana any an-danitra dia raisaina ao amin'ny Soratra Masina foana amin'ny hevitra fety iray. # nalevina DH: "nalevin'ny olona izy" # tao amin'ny fahaverezana, raha nampijaliana "nankany amin'ny fahaverezana izy, izay nijaly tamin'ny fanaintainana mafy" # nanandratra ny masony izy Ity fomba fiteny ity dia midika hoe "nijery ambony izy"