plt_tn/luk/12/04.md

20 lines
841 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Milaza amino Aho ry namako
Jesosy mamerina miresaka amin'ireo mpianany mba hanamarihana fiovana amin'ny fanambarany mankany amin'ny lohahevitra vaovao, ary izany, dia miresaka momban'ny tsy tokony hatahorana.
# tsy misy na inona na inona azony atao intsony
"tsy afaka hanao ratsy betsaka intsony izy ireo" na "tsy afaka handratra anao betsaka intsony izy ireo"
# Matahora Ilay iray izay
Ny hoe "ilay iray" dia maneho an'Andriamanitra. DH: "Matahora an'Andriamanitra izay" na "Matahora an'Andriamanitra, satria"
# izay rehefa avy mamono
"rehefa avy mamono anao" na "rehefa avy mamono olona"
# manana fahefana ny hanary anareo any amin'ny helo
Ity dia fanambarana ankapobeny momban'ny fahefan'Andriamanitra hitsara olona. Tsy midika hoe hitranga amin'ireo mpianatra izany. DH: ''manana fahefana hanipy ny olona any amin'ny helo"