# Milaza amino Aho ry namako Jesosy mamerina miresaka amin'ireo mpianany mba hanamarihana fiovana amin'ny fanambarany mankany amin'ny lohahevitra vaovao, ary izany, dia miresaka momban'ny tsy tokony hatahorana. # tsy misy na inona na inona azony atao intsony "tsy afaka hanao ratsy betsaka intsony izy ireo" na "tsy afaka handratra anao betsaka intsony izy ireo" # Matahora Ilay iray izay Ny hoe "ilay iray" dia maneho an'Andriamanitra. DH: "Matahora an'Andriamanitra izay" na "Matahora an'Andriamanitra, satria" # izay rehefa avy mamono "rehefa avy mamono anao" na "rehefa avy mamono olona" # manana fahefana ny hanary anareo any amin'ny helo Ity dia fanambarana ankapobeny momban'ny fahefan'Andriamanitra hitsara olona. Tsy midika hoe hitranga amin'ireo mpianatra izany. DH: ''manana fahefana hanipy ny olona any amin'ny helo"