28 lines
1.3 KiB
Markdown
28 lines
1.3 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Jesosy manomboka miresaka amin'ilay Fariseo amin'ny fampiasana fanoharana. Izy dia mampitaha ny fomba fanadiovan'izy ireo kaopy sy lovia amin'ny fomba fanadiovan'izy ireo ny tenan'izy ireo.
|
||
|
|
||
|
# ny ivelan'ny kaopy sy ny lovia
|
||
|
|
||
|
Ny fanasana ny ivelan'ny fitoeran-javatra dia isan'ny fomba fanaon'ireo Fariseo.
|
||
|
|
||
|
# nefa ny ao anatinareo dia feno rombaka sy faharatsiana
|
||
|
|
||
|
Ity sariteny ity dia mampifanohitra ny fomba fanasan'izy ireo tsara ny ivelan'ny lovia amin'ny fomba tsy firarahiny ny ao anatin'izy ireo manokana.
|
||
|
|
||
|
# Ianareo ry kely saina
|
||
|
|
||
|
Ity fomba fiteny ity dia afaka maneho na ny lehilahy na vehivavy, na dia lehilahy avokoa aza ireo noresahan'i Jesosy teto.
|
||
|
|
||
|
# Tsy nanao izay ao anatiny ihany koa ve izay nanao ny ivelany?
|
||
|
|
||
|
Jesosy mampiasa fanontaniana mba hitenenana mafy ireo Fariseo nohon'ny tsy fahazoana fa izay ao am-pon'izy ireo no jeren'Andriamanitra. DH: "Izay nanao ny ivelany no manao ny ao anatiny koa!"
|
||
|
|
||
|
# Omeo ny mahantra izay ao anatiny
|
||
|
|
||
|
Ity dia maneho izay tokony ho ataon'izy ireo amin'ny kaopy sy lovian'izy ireo. DH: "Omeo ny mahantra izay ao anatin'ny kaopy sy lovianareo" na "malalà-tanana amin'ny mahantra"
|
||
|
|
||
|
# ho madio ho anareo avokoa ny zavatra rehetra
|
||
|
|
||
|
"hadio tanteraka ianareo" na "samy hadio na ny ao anaty na ny ivelanareo"
|