plt_tn/luk/11/18.md

28 lines
1.4 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Raha miady an-trano Satana
Ny "Satana" eto dia maneho ireo demonia izay manaraka an'i Satana sy Satana mihinsy. DH: "Raha miady an-trano Satana sy ireo mpikambana ao amin'ny fanjakany"
# Koa raha miady an-trano Satana, ahoana no hampaharitra ny fanjakany?
Jesosy mampiasa fanontaniana mba hampianarana ny olona. Afaka atao toy ny fanambarana izany. DH: "Raha miady an-trano Satana dia tsy haharitra ny fanjakany"
# Fa hoy ianareo hoe mandroaka demonia amin'ny alalan'i Belzeboba Aho
"Fa hoy ianareo hoe amin'ny alalan'ny herin'i Belzeboba no hamoahako demonia hiala amin'ny olona."
# Fa raha ... amin'ny alalan'iza kosa no androahan'ny mpanara-dia anareo azy?
Fa raha ... dia amin'ny alalan'ny herin'iza no hamoahan'ny mpanara-dia anareo demonia hiala amin'ny olona?" Jesosy mampiasa fanontaniana mba hampianarana ny olona. Afaka hazavaina ny tian'i Jesosy hambara amin'ny fanontaniany. DH: "Fa raha ... dia tsy maintsy manaiky isika fa ireo mpanara-dia anareo koa dia mamoaka demonia amin'ny herin'i Belzeboba. Fa tsy mino ianareo hoe marina izany."
# izy ireo no hitsara anareo
"ireo mpanara-dia anareo izay mandroaka demonia amin'ny herin'Andriamanitra no hitsara anareo amin'ny filazana fa ny herin'i Belzeboba no handroahako demonia"
# amin'ny alalan'ny ratsan-tanan'Andriamanitra
Ny "ratsan-tanan'Andriamanitra" dia maneho ny herin'Andriamanitra.
# dia tonga aminareo ny fanjakan'Andriamanitra
"Ity dia mampiseho fa ny fanjakan'Andriamanitra dia tonga aminareo"