36 lines
1.6 KiB
Markdown
36 lines
1.6 KiB
Markdown
|
# Loza ho anao, ry Korazina! Loza ho anao, ry Betsaida!
|
||
|
|
||
|
Jesosy niteny toy ny hoe nihaino Azy teo ny olona tao amin'ny tanànan'i Korazina sy Betsaida, nefa tsy teo izy ireo.
|
||
|
|
||
|
# Fa raha ny asa lehibe izay natao tao aminao no natao tany Tyro sy Sidona
|
||
|
|
||
|
Jesosy dia mamaritra zava-misy izay afaka nitranga taloha kanefa tsy nitranga. DH: "Raha nisy nanao ireo fahagagana tamin'ny olon'i Tyro sy Sidoma toy izay nataoko taminareo"
|
||
|
|
||
|
# efa ela izy ireo no nibebaka
|
||
|
|
||
|
"dia ho nampiseho ireo olona ratsy fanahy izay nipetraka tany fa diso tamin'ireo fahotan'izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# nipetraka tamin'ny lamba fisaonana sy lavenona
|
||
|
|
||
|
"nitafy lamba fisaonana sy nipetraka tamin'ny lavenona
|
||
|
|
||
|
# Fa ho azo leferina kokoa ny an'i Tyro sy Sidona amin'ny fitsarana noho ny aminareo
|
||
|
|
||
|
Mety hanampy ny fametrahana mazava tsara ny anton'ny fitsarana azy ireo. DH: "Fa satria tsy nibebaka sy nino Ahy ianareo na dia nahita Ahy nanao fahagagana aza, dia hitsara anareo mafy kokoa Andriamanitra noho ireo olona ao Tyro sy Sidona"
|
||
|
|
||
|
# amin'ny fitsarana
|
||
|
|
||
|
"amin'izany andro farany izany rehefa mitsara ny rehetra Andriamanitra"
|
||
|
|
||
|
# Ianao, ry Kapernaomy
|
||
|
|
||
|
Jesosy izao dia miresaka ireo olona ao amin'ny tanànan'i Kapernaomy toy ny hoe mihaino Azy izy ireo, nefa tsy nihaino.
|
||
|
|
||
|
# mieritreritra ve ianareo fa ho hasandratra any an-danitra?
|
||
|
|
||
|
Jesosy mampiasa fanontaniana mba hitenenana mafy ny olon'i Kapernaomy nohon'ny avonavon' izy ireo. DH: "tsy hiakatra any an-danitra mihintsy ianareo!" na "tsy hanome voninahitra anareo Andriamanitra!"
|
||
|
|
||
|
# ho entina midina any amin'ny Hadesy ianao
|
||
|
|
||
|
DH: "hidina any Hadesy ianao" na "Ho alefan' Andriamanitra any amin'ny Hadesy ianao"
|