plt_tn/luk/08/49.md

20 lines
385 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Raha mbola niteny izy
"raha mbola niresaka tamin'ilay vehivavy Jesosy"
# mpitarika synagoga
Ity dia maneho an'i Jairo
# Aza manahirana ny mpampianatra
Ity fanambarana ity dia miteny ambadika hoe Jesosy dia tsy afaka hanao na inona na inona hanampiana intsony fa efa maty ilay zaza vavy.
# ny mpampianatra
Ity dia maneho an'i Jesosy.
# ho sitrana izy
''ho velona indray izy"