# Raha mbola niteny izy "raha mbola niresaka tamin'ilay vehivavy Jesosy" # mpitarika synagoga Ity dia maneho an'i Jairo # Aza manahirana ny mpampianatra Ity fanambarana ity dia miteny ambadika hoe Jesosy dia tsy afaka hanao na inona na inona hanampiana intsony fa efa maty ilay zaza vavy. # ny mpampianatra Ity dia maneho an'i Jesosy. # ho sitrana izy ''ho velona indray izy"