plt_tn/luk/06/06.md

32 lines
752 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ireo mpanora-dalàna sy Fariseo dia nijery raha nanasitrana lehilahy iray tamin'ny Sabata Jesosy.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Andro Sabata hafa ity ary ao amin'ny synagoga Jesosy.
# Ary
Ity fehezanteny ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana ny fiantombohan'ny tranga vaovao ao amin'ny tantara.
# Nisy lehilahy iray tao
Ity dia mampiditra mpandray anjara vaovao ao amin'ny tantara.
# maty tanana
Simba ny tanan'ilay lehilahy ka tsy afaka nitsotra intsony.
# Nijery tsara Azy
"nijery tsara an'i Jesosy"
# mba afahan'izy ireo mahita
"satria izy ireo te-hahita"
# eto afovoan'ny olon-drehetra
"manatrika ny olona rehetra." Tian'i Jesosy hijoro teo amin'ny toerana izay ahitan'ny olona azy izy.