# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ireo mpanora-dalàna sy Fariseo dia nijery raha nanasitrana lehilahy iray tamin'ny Sabata Jesosy. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Andro Sabata hafa ity ary ao amin'ny synagoga Jesosy. # Ary Ity fehezanteny ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana ny fiantombohan'ny tranga vaovao ao amin'ny tantara. # Nisy lehilahy iray tao Ity dia mampiditra mpandray anjara vaovao ao amin'ny tantara. # maty tanana Simba ny tanan'ilay lehilahy ka tsy afaka nitsotra intsony. # Nijery tsara Azy "nijery tsara an'i Jesosy" # mba afahan'izy ireo mahita "satria izy ireo te-hahita" # eto afovoan'ny olon-drehetra "manatrika ny olona rehetra." Tian'i Jesosy hijoro teo amin'ny toerana izay ahitan'ny olona azy izy.