plt_tn/luk/05/12.md

28 lines
916 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy nanasitrana boka tany amin'ny tanàna samihafa izay tsy notononina.
# Dia nitranga izao
Ity fehezanteny ity dia manamarika tranga vaovao ao amin'ny tantara.
# lehilahy feno habokana
"lehilahy iray izay rakotry ny habokana." Ity dia mampiditra mpandray anjara vaovao ao amin'ny tantara.
# niankohoka
"nandoalika ary nikasika ny tany tamin'ny tavany" na "niankohoka tamin'ny tany izy"
# dia afaka manadio ahy
Fantatra fa nangataka tamin'i Jesosy izy mba hanasitrana azy. DH: "miangavy mba diovy aho, satria afaka manao izay Ianao"
# afaka manadio ahy ... mahadiova
Ity dia maneho ny fanadiovana (fanamasinana), fa fantatra fa izy dia maloto nohon'ny habokana. Izy dia tena nangataka tamin'i Jesosy mba hanasitrana azy amin'ny aretiny. DH: "diovy amin'ny habokana aho ka mba ho madio indray ... Sitràna"
# afaka taminy ny habokana
"tsy nisy habokana intsony izy"