16 lines
659 B
Markdown
16 lines
659 B
Markdown
|
# Ary nisy lehilahy
|
||
|
|
||
|
Ity fehezanteny ity dia nampiasaina hanamarihana ny fampidirana mpandray anjara vaovao ao amin'ny tantara; raha ny eto, dia ilay lehilahy misy demonia iray.
|
||
|
|
||
|
# nitoeran'ny fanahy maloton'ny demonia
|
||
|
|
||
|
"izay nitoeran'ny demonia maloto" na "izay nanjakan'ny fanahy ratsy"
|
||
|
|
||
|
# Inona no hifandraisanay aminao
|
||
|
|
||
|
Ity valin-teny tia ady ity dia fomba fiteny izay midika hoe: "Inona no iombonantsika?" na hoe "inona no zo tokony anelingelenanao anay?"
|
||
|
|
||
|
# Inona no hifandraisanay aminao, ry Jesosy avy any Nazareta?
|
||
|
|
||
|
Ity fanontaniana ity dia afaka soratana toy ny fanambarana. DH: "Tsy manana zo hanelingelina anay Ianao, ry Jesosy avy any Nazareta!"
|