plt_tn/luk/03/17.md

8 lines
347 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Eo an-tanany ny fikororohany
Josefa miresaka an'i Kristy ho avy hitsara toy ny hoe mpiompy izay vonona hanasaraka ny voam-bary amin'ny akofa. DH: "Mitazona fokororohana izy satria efa vonona" na "vonona hitsara toy ny mpiompy vonona hikororoho vary Izy"
# dorana ny akofa
Ny akofa dia tsy ilaina na amin'ny inona na inona, ka doran'ny olona.