# Eo an-tanany ny fikororohany Josefa miresaka an'i Kristy ho avy hitsara toy ny hoe mpiompy izay vonona hanasaraka ny voam-bary amin'ny akofa. DH: "Mitazona fokororohana izy satria efa vonona" na "vonona hitsara toy ny mpiompy vonona hikororoho vary Izy" # dorana ny akofa Ny akofa dia tsy ilaina na amin'ny inona na inona, ka doran'ny olona.