plt_tn/luk/01/50.md

20 lines
497 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny famindram-pony
"Ny famindram-pon'Andriamanitra"
# Taranaka faramandimby
"avy amin'ny taranaka iray mankany amin'ny taranaka iray" na "manerana ny taranaka rehetra"
# nampiseho ny heriny tamin'ny sandriny
eto ny "sandriny" dia hevitra ambadiky ny herin' Andriamanitra. DH: "nampiseho fa tena mahery Izy"
# nanaparitaka
"nandroaka tamin'ny lalana samihafa"
# eritreritry ny fon'izy ireo
Ity dia fiteny iray izay maneho ny fisainana lalin'izy ireo. DH: "eritreritra ao anatin'izy ireo"