plt_tn/luk/01/24.md

28 lines
792 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Taorian'ireo andro ireo
Ny fehezanteny hoe "ireo andro ireo" dia maneho ny fotoana nanompoan'i Zakaria tao an-tempoly. Azo atao ny maneho mazava tsara izay asehon'izany. DH: "Taorian'ny niverenan'i Zakaria tao an-trano avy any amin'ny asany tao an-tempoly"
# ny vadiny
"vadin'i Zakaria"
# niafina
"tsy nivoaka ny trano" na "nijanona irery tao anatiny"
# Izao no nataon'ny Tompo tamiko
Ity fehezanteny ity dia maneho ny zava-misy hoe navelan'ny Tompo hitondra vohoka izy.
# Izao no
Faly be izy tamin'ny nataon'ny Tompo taminy
# nitsinjo ahy
ny hoe "mijery" dia fomba fiteny iray izay midika hoe "mandray" na hoe "miatrika." DH: "nijery ahy tamin'ny hatsaram-panahy" na hoe "namindra fo tamiko"
# ny henatro
Ity dia maneho ny henatra tsapany nohon'ny tsy fahafahany manan'anaka.