plt_tn/lev/23/33.md

8 lines
398 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# andro fahadimy ambin'ny folon'ny volana fahafito
Io dia manakaiky ny fiantombohan'ny Oktobra amin'ny tetiandro Tandrefana.
# Firavoravoan'ny Fialofana
Io dia fankalazana mandritra ny fotoana izay hipetrahan'ireo Israely ao amin'ny trano fialofana vonjimaika mandritra ny hafitoana mba hahatsiarovana ny fotoana izay nipetrahan'izy ireo tany an'efitra taorian'ny fialanan'izy ireo tany Egypta.