# andro fahadimy ambin'ny folon'ny volana fahafito Io dia manakaiky ny fiantombohan'ny Oktobra amin'ny tetiandro Tandrefana. # Firavoravoan'ny Fialofana Io dia fankalazana mandritra ny fotoana izay hipetrahan'ireo Israely ao amin'ny trano fialofana vonjimaika mandritra ny hafitoana mba hahatsiarovana ny fotoana izay nipetrahan'izy ireo tany an'efitra taorian'ny fialanan'izy ireo tany Egypta.