plt_tn/lev/16/08.md

12 lines
310 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# azazela
"Ny osy izay nalefa." Arona dia nandefa olona nanafaka ireo osy any amin'ny efitra.
# eo amin'ilay nianjeran'ny loka
"eo amin'ilay voatondron'ny loka"
# Fa ilay osy ...tsy maintsy entina velona eo anatrehan'i Yaveh
DH: "Fa Arona dia tsy maintsy mitondra ilay osy ...velona eo anatrehan'i Yaveh"