# azazela "Ny osy izay nalefa." Arona dia nandefa olona nanafaka ireo osy any amin'ny efitra. # eo amin'ilay nianjeran'ny loka "eo amin'ilay voatondron'ny loka" # Fa ilay osy ...tsy maintsy entina velona eo anatrehan'i Yaveh DH: "Fa Arona dia tsy maintsy mitondra ilay osy ...velona eo anatrehan'i Yaveh"