plt_tn/lev/13/03.md

20 lines
549 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny fitenenany amin'i Mosesy sy Arona izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.
# hoditrin'ny vatany
Eto, ny "-ny" dia manondro ilay olona misy aretin-koditra.
# areti-mifindra
Aretina izay mora miparitaka avy amin'ny olona iray mankany amin'ny olona hafa.
# tsy maintsy manambara azy ho maloto izy
"Aoka ilay mpisorona hanambara ilay olona ho maloto." Ny olona iray izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.
# mandritra ny hafitoana
"mandritra ny 7 andro"