# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy ny fitenenany amin'i Mosesy sy Arona izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh. # hoditrin'ny vatany Eto, ny "-ny" dia manondro ilay olona misy aretin-koditra. # areti-mifindra Aretina izay mora miparitaka avy amin'ny olona iray mankany amin'ny olona hafa. # tsy maintsy manambara azy ho maloto izy "Aoka ilay mpisorona hanambara ilay olona ho maloto." Ny olona iray izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny. # mandritra ny hafitoana "mandritra ny 7 andro"