plt_tn/lev/10/19.md

8 lines
470 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# izany zavatra izany ...androany
Arona dia manondro ny fahafatesan'ny zanany roa lahy.
# moa ve nankasitrahina teo imason'i Yaveh izany?
Ireo sorona ireo dia hanina amin-karavoana sy amin-kafaliana. Arona dia mampiasa io fanontaniana fampisaianana io mba hanamafisany fa Yaveh dia tsy ho faly aminy ny amin'ny fihinana io sorona io satria nalahelo nohon'ny fahafatesan-janany izy. Io fanontaniana io dia azo adika ho fanambarana. DH: "eny tokoa, tsy ho faly Yaveh.'