# izany zavatra izany ...androany Arona dia manondro ny fahafatesan'ny zanany roa lahy. # moa ve nankasitrahina teo imason'i Yaveh izany? Ireo sorona ireo dia hanina amin-karavoana sy amin-kafaliana. Arona dia mampiasa io fanontaniana fampisaianana io mba hanamafisany fa Yaveh dia tsy ho faly aminy ny amin'ny fihinana io sorona io satria nalahelo nohon'ny fahafatesan-janany izy. Io fanontaniana io dia azo adika ho fanambarana. DH: "eny tokoa, tsy ho faly Yaveh.'