plt_tn/lev/05/17.md

20 lines
736 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# nodidian'i Yaveh tsy ho atao
DH: "nandidiana ireo vahoaka mba tsy hatao"
# tsy maintsy hilanja ny helony ihany
Ny fahotan'ny olona iray dia resahina toy ny hoe zavatra mivaingana izay azo entina. Eto ny teny "fahotana" dia mampiseho ny fanasaziana ny amin'izany fahotana izany. DH: "tompon'andraikitra ny amin'ny fahotany izy" na "Hanasazy azy ny amin'ny fahotany i Yaveh"
# izay mendrika ny tombam-bidiny
Io dia midika fa ilay olona dia tsy maintsy mamaritra ny tokony ho tomban'ny sekely mendrika ilay zanak'ondryamin'ny alalan'ny fampiasana ny fenitra ofisialin'ny lay voahasina. Jereo ny 5:14.
# ho voavela izy
DH: "Hamela ny helony i Yaveh.
# meloka tokoa izy eo anatrehan'i Yaveh
"Hihevitra zy ho meloka tokoa i Yaveh"