# nodidian'i Yaveh tsy ho atao DH: "nandidiana ireo vahoaka mba tsy hatao" # tsy maintsy hilanja ny helony ihany Ny fahotan'ny olona iray dia resahina toy ny hoe zavatra mivaingana izay azo entina. Eto ny teny "fahotana" dia mampiseho ny fanasaziana ny amin'izany fahotana izany. DH: "tompon'andraikitra ny amin'ny fahotany izy" na "Hanasazy azy ny amin'ny fahotany i Yaveh" # izay mendrika ny tombam-bidiny Io dia midika fa ilay olona dia tsy maintsy mamaritra ny tokony ho tomban'ny sekely mendrika ilay zanak'ondryamin'ny alalan'ny fampiasana ny fenitra ofisialin'ny lay voahasina. Jereo ny 5:14. # ho voavela izy DH: "Hamela ny helony i Yaveh. # meloka tokoa izy eo anatrehan'i Yaveh "Hihevitra zy ho meloka tokoa i Yaveh"