plt_tn/lev/04/20.md

12 lines
291 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# no aoka ataony
"no aoka ataon'ilay mpisorona"
# ilay mpisorona dia hanao fanavotana ho an'ny vahoaka
Ny anarana "fanavotana" dia azo adika amin'ny matoanteny. DH: "Hanavotra ho an'ny fahotan'ireo vahoaka ilay mpisorona"
# ka ho voavela izy ireo
DH: "Hamela ny helok'izy ireo i Yaveh"