plt_tn/lam/01/15.md

24 lines
848 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# lehilahy maheriko izay niaro ahy
Amin'ity fizarana ity dia mbola soritsoritana tahaka ny vehivavy miresaka ny momba azy i Jerosalema.
# lehilahy mahery
"ireo miaramila matanjaka indrindra"
# ny fiangonana
Eto dia resahina toy ny hoe fihaonan'ny olona izay niara-tonga mba hiampanga sy hanameloka olona ny fanafihan'ny tafika fahavalo an'i Jerosalema. DH: "tafika"
# ireo lehilahiko matanjaka
lehilahy izay tao amin'ny fotoan'ny fahatanjahany tamin'ny fiainan'izy ireo
# Nanitsakitsaka....tao amin'ny famiazana ny Tompo
Eto ny fitsaran'Andriamanitra dia soritsoritana toy ny hoe voaloboka izay nohitsakitsahina mba hamiazana ranom-boankazo i Jerosalema.
# ny zanakavavy virijinin'i Joda
Io dia anarana ara-kanto ho an'i Jerosalema, izay resahina toy ny hoe vehivavy eto. Ny teny hoe "virijiny" dia milaza fa madio izany vehivavy izany.