plt_tn/jol/02/03.md

12 lines
359 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Famaphafantarana amin'ny ankapobeny:
Mitohy ny famaritan'i Joela ny fahatongavan'ny tafika.
# Ny tany dia tahaka ny saha Edena
Ny sahan'i Edena dia toerana mahafinaritra.
# Ny tany dia tahaka ny saha Edena eo anoloan'izany, nefa ao ambadik'izany dia misy efitra foana
Ity dia anehoana fanoherana iray hanasongadinana ny famotehan'ny afo izay mitranga.