# Famaphafantarana amin'ny ankapobeny: Mitohy ny famaritan'i Joela ny fahatongavan'ny tafika. # Ny tany dia tahaka ny saha Edena Ny sahan'i Edena dia toerana mahafinaritra. # Ny tany dia tahaka ny saha Edena eo anoloan'izany, nefa ao ambadik'izany dia misy efitra foana Ity dia anehoana fanoherana iray hanasongadinana ny famotehan'ny afo izay mitranga.