plt_tn/job/40/06.md

4 lines
293 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ampisikino tahaka ny lehilahy ny valahanao
Ny lehilahy mamoritra ny akanjo lavany hatreo amin'ny hetra na fehin-kibony dia miomana ho amin'ny asa mafy mila herim-batana, ary Joba kosa dia niomana ny amin'ny ady mafy ny amin'ny hamaliana an'Andriamanitra. Adikao tahaka ny ao amin'ny 38:1.