# Ampisikino tahaka ny lehilahy ny valahanao Ny lehilahy mamoritra ny akanjo lavany hatreo amin'ny hetra na fehin-kibony dia miomana ho amin'ny asa mafy mila herim-batana, ary Joba kosa dia niomana ny amin'ny ady mafy ny amin'ny hamaliana an'Andriamanitra. Adikao tahaka ny ao amin'ny 38:1.