plt_tn/job/38/04.md

28 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana aminny Ankapobeny:
Manomboka manandrina an'i Joba amin'ny fanontaniana samihafa i Joba.
# Taiza ianao fony nanorina ny fototry ny tany Aho? Lazao Ahy, raha tena manana fahazavan-tsaina be ianao
Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Lazao Ahy izay nisy anao raha nanorina ny fototry ny tany Aho, raha tena manana fahazavan-tsaina be ianao"
# nanorina ny fototry ny tany Aho
Yaveh dia manoritsoritra ny famoronany ny tany toy ny hoe manorina fotodrafitr'asa.
# raha tena manana fahazavan-tsaina be ianao
Ny anarana "fahazavan-tsaina" dia azo adika amin'ny matoanteny "mahatakatra." DH: "raha tena mahatakatra tokoa ianao"
# Iza no namaritra ireo refiny? Lazao Ahy, raha fantatrao
Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Lazao Ahy izay namaritra ny refiny, raha fantatrao"
# Iza no nanenjana ny tady fandrefesana teo aminy?
Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "lazao ahy izay nanenjana ny tady fandrefesana teo aminy."
# tady fandrefesana
tady nakofehy izay ampiasain'ny olona mba hahamarina ny habe na ny endriky ny zavatra iray.