plt_tn/job/32/03.md

12 lines
500 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nirehitra tamin'izy telo lahy namany ihany koa ny fahatezeran'i Eliho
Io dia mampitaha ny fahatezeran'i Eliho amin'ny olona iray mandrehitra afo. DH: "Niha tezitra mafy tamin'ireo namany telo ihany koa i Eliho"
# Ary
Io teny io dia ampiasaina mba hanamarihana fihatoana amin'ny fizotry ny tantara. Io dia milaza fampahafantarana fototra mahakasika an'i Eliho.
# nirehitra ny fahatezerany
Io dia mampitaha ny fahatezeran'i Eliho amin'ny olona iray mandrehitra afo. DH: "niha-tezitra mafy izy"