# Nirehitra tamin'izy telo lahy namany ihany koa ny fahatezeran'i Eliho Io dia mampitaha ny fahatezeran'i Eliho amin'ny olona iray mandrehitra afo. DH: "Niha tezitra mafy tamin'ireo namany telo ihany koa i Eliho" # Ary Io teny io dia ampiasaina mba hanamarihana fihatoana amin'ny fizotry ny tantara. Io dia milaza fampahafantarana fototra mahakasika an'i Eliho. # nirehitra ny fahatezerany Io dia mampitaha ny fahatezeran'i Eliho amin'ny olona iray mandrehitra afo. DH: "niha-tezitra mafy izy"