plt_tn/job/27/15.md

20 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ireo izay sisa velona amin'izany
"ireo izay mbola velona aorian'ny fahatesany." Io dia manondro ny zanaky ny olona ratsy fanahy. Azo adika mazava tsara io. DH: "Ireo izay mbola velona aorian'ny fahafatesan'ny ray ratsy fanahy"
# dia halevin'ny areti-mandringana
Eto, ny "mandevina" dia mampiseho fahafatesana. DH: "ho fatin'ny areti-mandringana"
# ny vady navelan'izy ireo ... azy ireo
ny teny hoe "izy ireo" sy ny "azy ireo" dia manondro ireo izay sisa tavelany," izany hoe, ireo zanaky ny olona ratsy fanahy.
# manangona volafotsy toy ny vovoka
Ny "manangona" dia sarin-teny izay midika ho mandraoka. Joba dia miresaka ny volafotsy ho mora azo tahaka ny vovoka. DH: "mandraoka vovoka misavovona" na "manangona volafotsy mora foana tahaka ny fanangoanany vovoka"
# manangona fitafiana toy ny tanimanga
Ny "manangona" dia sarin-teny izay midika ho mandraoka. Joba dia miresaka ny fitafiana ho mora azo tahaka ny tanimanga. DH: "manangona fitafiana misavovona" na "manangona fitafiana mora foana tahaka ny fanangoanany tanimanga"