plt_tn/job/07/06.md

32 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana aminny Ankapobeny :
Manohy mampiasa fampitoviana isaky ny andininy ny mpanoratra, mampita hevitra iray aminny fanambarana roa samihafa mba hanamafisana ny fahatsapan'i Joba ny fahafoizan'ny fiainana.
# Haingam-pandeha noho ny famahanan-tenona ny androko
"mihazakazaka ny fiainako"
# mpanenona
olona mpanao lamba amin'ny alalanny fandrariana kofehy na taretra
# fahamahan-tenona
faritra haingam-piodina na mihetsika amin'ny milina na fitaovana amin'ny fanamboarana lamba
# mandalo tsy misy fanantenana ireo
"tonga amin'ny fiarana izy ireo izay tsy tamim-panantenana tokoa
# Ry Andriamanitra, tsarovy
Nampiana ny teny hoe "Andriamanitra" io andian-teny io satria ny olona raha mahare ny hoe "tsarovy" dia mety hihevitra hoe Andriamanitra no tiana ho lazaina.
# ny fiainako dia fofon'aina iray ihany
Ao antin'io sarin-teny io, mampitaha ny fahafohizan'ny fiainany amin'ny fahafohizan'ny fofonaina. "Tena fohy tahaka ny fofonaina indray mandeha ny fiainako"
# tsy hahita soa intsony ny masoko
"Tsy hiaina fifaliana intsony aho."