plt_tn/jhn/21/24.md

28 lines
975 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ity ny faran'ny filazantsaran'i Jaona. Eto ny mpanoratra, Apostoly Jaona, dia manome hevitra famaranana mahakasika ny tenany sy izay nosoratany tao amin'ity boky ity.
# ilay mpianatra
"Jaona"
# izay nijoro vavolombelona momba ireo zavatra ireo
Eto ny hoe "nijoro vavolombelona" dia midika fa izy mihintsy no nahita ireo zavatra tantarainy ireo. DH: "izay nahita ireo zavatra rehetra ireo"
# ary fantatsika
Eto ny hoe "isika" dia maneho ireo izay mahatoky an'i Jesosy. DH: "isika izay mahatoky an'i Jesosy dia mahafantatra"
# Raha voasoratra tsirairay avy izany
DH: "Raha nisy olona nanoratra ireo rehetra ireo"
# fa na dia izao tontolo izao aza tsy ho omby ny boky
Jesosy dia nanao fahagagana maro mihoatra izay mety ho soratan'ny olona anaty boky maro. Eto Jaona dia mampiasa fanatomboana resaka mba ho fanamafisana ny hevitra.
# ny boky izay ho soratana
DH: "ireo boky izay afaka anoratan'ny olona ny momban'izay nataony"