plt_tn/jhn/15/26.md

24 lines
957 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Mpampahery
Ity dia maneho ny Fanaha Masina. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 14:15.
# hirahiko aminareo avy amin'ny Ray, ilay, Fanahin'ny Fahamarinana, izay mivoaka avy amin'ny Ray—dia hanambara ny momba Ahy Izy
Andriamanitra Ray dia naniraka an'Andriamanitra Fanahy mba hampiseho amin'izao tontolo izao fa Jesosy no Andriamanitra Zanaka.
# Ray
Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.
# Fanahin'ny fahamarinana
Ity dia fiantsoana ny Fanahy Masina. DH: "Ny Fanahy izay miteny ny marina momba Ahy sy Andriamanitra."
# Ianareo ihany koa dia mijoro vavolombelona
Eto ny "mijoro vavolombelona" dia midika hoe mitantara amin'ny olona hafa ny momban'i Jesosy. DH: "Ianao koa dia tokony miteny amin'ny olona rehetra izay fantatrao momba Ahy."
# am-piandohana
Eto ny "fiandohana" dia midika hoe ny andro voalohan'ny fampianaran'i Jesosy. DH: "hatramin'ny andro voalohany rehefa nanomboka nampianatra ny olona sy nanao fahagagana Aho"