16 lines
1.1 KiB
Markdown
16 lines
1.1 KiB
Markdown
|
# Raby, amin'izao dia mikasa ny hitora-bato Anao ireo Jiosy, ka mbola hiverina ho any indray ve Ianao?
|
||
|
|
||
|
Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hanasongadinana fa ireo mpianany dia tsy te-hamela an'i Jesosy ho any Jerosalema. DH: "Mpampianatra, mino izay fa tsy te-hiverina any Ianao! Ireo Jiosy dia niezaka ny hitora-bato anao tamin'ny Ianao tany farany!"
|
||
|
|
||
|
# Ireo Jiosy
|
||
|
|
||
|
Ireo "Jiosy" dia midika hoe ireo mpitarika Jiosy. DH: "Ireo mpitarika Jiosy"
|
||
|
|
||
|
# Tsy roa ambin'ny folo ora ve ny fahazavan'ny andro?
|
||
|
|
||
|
Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hanasongadinana ny hevitra. DH: "Ianao dia mahafantatra fa ny andro dia misy roa ambin'ny folo ora mazava!"
|
||
|
|
||
|
# Raha misy olona mandeha amin'ny andro mazava, dia tsy ho tafintohina izy, satria mahita ny fahazavan'izao tontolo izao
|
||
|
|
||
|
Ny olona mandeha amin'ny fahazavan'ny andro dia afaka mahita tsara sy tsy ho tafintohina. Ny "Fahazavana" dia sari-teny hilazana ny "fahamarinana." Jesosy dia milaza fa ny olona izay miaina araky ny fahamarinana dia afaka hanatanteraka ireo zavatra izay tian'Andriamanitra ataon'izy ireo"
|