20 lines
542 B
Markdown
20 lines
542 B
Markdown
|
# marina, dia marina tokoa
|
||
|
|
||
|
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:49 ity.
|
||
|
|
||
|
# tsy Mosesy no nanome anareo ny mofo avy any an-danitra
|
||
|
|
||
|
Ny "tena mofo" dia sari-teny milaza an'i Jesosy. DH: "Ny Ray dia manome anareo ny Zanaka tahaka ilay tena mofo avy any an-danitra"
|
||
|
|
||
|
# ny Raiko
|
||
|
|
||
|
Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.
|
||
|
|
||
|
# manome fiainana ho an'izao tontolo izao
|
||
|
|
||
|
"manome fiainana ara-panahy ho an'izao tontolo izao"
|
||
|
|
||
|
# izao tontolo izao
|
||
|
|
||
|
Eto ny "izao tontolo izao" dia maneho ny olona rehetra eran-tany izay mahatoky an'i Jesosy.
|